- Продолжительность:
- 07:24
- Формат:
- mp3
На этой странице Вы можете скачать песню Storm — Tantara в формате mp3 или слушать её онлайн совершенно бесплатно. Наслаждайтесь лучшими треками, альбомами и новинками в исполнении Storm без ограничений.
Текст песни "Storm — Tantara"
Ity tanintsika ity,
Sy ny maro hafa koa
Samy hanana ny anjarany
Hanohy ny tantarany
Raha zohina ny tantaran’
Ny taranak’olombelona
Tsisy afatsy anankiray ny fo
Toy ny faribolana
Ny hafatry ny ray tsy toa
Mifankatiava ianareo,
F’efa vita ny voady
Ho mpirahalahy
Ny hafatry ny ray tsy toa
Mifankatiava ianareo,
F’efa vita ny voady
Ho mpirahalahy
Ity tanintsika ity,
Sy ny maro hafa koa
Samy hanana ny anjarany
Hanohy ny tantarany
Raha zohina ny tantaran’
Ny taranak’olombelona
Tsisy afatsy anankiray ny fo
Toy ny faribolana
Ny hafatry ny ray tsy toa
Mifankatiava ianareo,
F’efa vita ny voady
Ho mpirahalahy
Nefa nisy fiarahana fifankatiavana ihany koa
Ny adidy izay natao hotanterahana avokoa
Nefa nisy fiarahana fifankatiavana ihany koa
Ny adidy izay natao hotanterahana avokoa
Dia nisy izao tontolo izao
Tsy tongatonga fotsiny ihany
Fa nisy ilay ray, ilay ray be fitia
Nisy hazavana, niampy ny aizina
Nahary izao tontolo izao
Tamim-pitiavana ihany koa
Nefa nisy fahasamihafana, ny ory sy ny manana
Tafasaraka satria samy nitady marina
Nefa nisy fahasamihafana, ny ory sy ny manana
Tafasaraka satria samy nitady marina